Jopitera (planeta)

Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'ny Jopitera)
I Jopitera

I Jopitera (marika: ♃) no planeta lehibe indrindra ao amin' ny rafitry ny Masoandro, mavesatra kokoa noho ny fitambaran' ny planeta hafa mikambana izy sady planeta fahadimy raha ny elanelany amin' ny Masoandro no heverina (aorian' i Merkiora sy Venosy sy ny Tany ary i Marsa).

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]