Marsa (planeta)

Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'ny Marsa (fajiry))
I Marsa

I Marsa (marika: ♂) dia fajiry na planeta fahefatry ny Lamin' ny Masoandro. Izy no fajiry kely indrindra eo aorian' ny Merkiora. Ao amin' ny fianankavian' ny planeta teliorika izy. Ny anarany dia avy amin' ny anaran' ny andriamanitra Marsa, anarana rômanan' ny andriamanitra grika Aresy (Ares). Noho ny endriny mena dia atao hoe Fajiry Mena na Planeta Mena koa izy.

Nanomboka tamin' ny taona 1960 ny fandehanana teny amin' ny habakabaka mba hahafantatra ny mombamomba an' i Marsa: ny jeôgrafiany, ny atmôsferany, sns.

Manana satelita roa i Marsa, dia i Phobos sy i Deimos; araka ny fedrà grika, anaran' ny zanak' i Ares ireo anarana ireo.

Tondro ara-pizika[hanova | hanova ny fango]

Jeôgrafia[hanova | hanova ny fango]

Jeôlôjia[hanova | hanova ny fango]

Atmôsfera sy toe-tany[hanova | hanova ny fango]

Astrônômia[hanova | hanova ny fango]


Mbola ambangovangony  amin'ny resaka fajiry ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.