Fiteny bôntôka

Avy amin'i Wikipedia

Ny fiteny bôntôka dia vondrom-piteny ao amin' ny fianakaviam-piteny aostrôneziana izay ampiasain' ny mponina teratany Bôntôka ao amin' ny Mountain Province ao amin' ny nosy Luzon any amin' ny tapany avaratr' i Filipina. Olona 40 700 no miteny azy io.