Gona (vahoaka)

Avy amin'i Wikipedia

Ny Gona, izay antsoina hoe Ôgona na Egona koa, dia vondrom-poko any Lagos sy any amin' ny Fanjakan' i Ogun any amin' ny tapany atsimo-andrefan' i Nizerià, ary any amin' ny Departemantan' i Ouémé any amin' ny tapany atsimo-atsinanan' i Benîno, izay miteny amin' ny fiteny gona. Ny Ôgona dia manodidina ny 15 % amin' ny mponina teratany ao amin' ny Fanjakan' i Lagos ary 6 % amin' ny fitambaran' ny mponina ao Benîno.