Volohazo

Avy amin'i Wikipedia

Ny volohazo dia taovan-javamaniry angonina mba hanamboarana ody sy fanafody ao amin' ny finoana sy ny fitsaboana nentim-paharazana malagasy izay fantatra amin' ny anarana hoe raokandro. Ireo taovan-javamaniry ireo dia matetika omen' ny mpitsabo nentil-paharazana na ny ombiasa anarana hafa fa tsy ilay ahafantaran' ny besinimaro azy andavanandro.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

Rohy ivelany[hanova | hanova ny fango]